Ezekiel 2:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy Izy tamiko: Ry zanak’olona, maniraka anao ho any amin’ny Zanak’Israely Aho, eny, ho amin’ireo Jentilisa mpikomy izay nikomy tamiko; izy sy ny razany dia samy nanota tamiko avokoa mandraka androany;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hoy Izy tamiko: Ry zanak’olona, indro ianao irahiko, ho any amin’ny zanak’i Israely, ho any amin’ireo vahoaka mpiodina izay niodina tamiko; fa efa nanota tamiko, mandrak’androany aza, ireo sy ny razany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary nilazany hoe: «Ry ilay taranak’olombelona, maniraka anao Aho ho any amin’ireo Israelita, dia ireo andia-mpikomy izay efa nikomy tamiko; fa tahaka ireo razany ihany izy, ka tsy nitsahatra namadika Ahy.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Izy tamiko: Ry zanak'olona, maniraka anao ho amin'ny zanak'Isiraely Aho, eny, ho amin'ireo jentilisa mpiodina, izay efa niodina tamiko; izy sy ny razany dia samy efa nanota tamiko avokoa mandraka androany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy Izy tamiko: Ry zanak’olona, maniraka anao ho any amin’ny Zanak’Israely Aho, eny, ho amin’ireo Jentilisa* mpikomy izay nikomy tamiko; izy sy ny razany dia samy nanota tamiko avokoa mandraka androany;
malagasy
Ary hoy Izy tamiko: Ry zanak'olona, maniraka anao ho amin'ny zanak'Isiraely Aho, eny, ho amin'ireo jentilisa mpiodina, izay efa niodina tamiko; izy sy ny razany dia samy efa nanota tamiko avokoa mandraka androany.