Ezekiel 2:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ireo zanakalahy ireo dia mafy handrina sy mafy fo; any amin’ireo no anirahako anao, ary ianao dia hiteny aminy hoe: Izao no lazain’NY TOMPO Andriamanitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ireo zanaka manao tarehy tsy mahalala menatra sy mafy fo ireo no anirahiko anao. Izao no holazainao aminy: Izao no tenin’i Iaveh, Tompo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ireo olona mafy loha sy be kirina ireo no anirahako anao, ka hitenenanao hoe: Izao no lazain’ny Tompo ANDRIANANAHARY.
Malagasy Bible 1865
Ary ho any amin'ny zanaka mafy handrina sy madi-po no anirahako anao, ary ianao hanao aminy hoe: Izao no lazain'i Jehovah Tompo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ireo zanakalahy ireo dia mafy handrina sy mafy fo; any amin’ireo no anirahako anao, ary ianao dia hiteny aminy hoe: Izao no lazain’NY TOMPO Andriamanitra.
malagasy
Ary ho any amin'ny zanaka mafy handrina sy madi-po no anirahako anao, ary ianao hanao aminy hoe: Izao no lazain'i Jehovah Tompo.