Ezekiel 2:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary na hihaino izy na tsy hihaino, fa taranaka maditra izy, dia ho fantany fa efa nisy mpaminany teo anivony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka na hihaino izy ireo, na tsy hihaino, - fa taranaka mpiodina izy - dia hahalala fa efa nisy mpaminany teo aminy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa na hihaino anao izy na tsy hihaino, satria vahoaka maditra, dia ho fantany fa misy mpaminany eo anivony.
Malagasy Bible 1865
Ary na hihaino izy na tsy hihaino (fa taranaka maditra izy), dia ho fantany fa efa nisy mpaminany teo aminy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary na hihaino izy na tsy hihaino, fa taranaka maditra izy, dia ho fantany fa efa nisy mpaminany teo anivony.
malagasy
Ary na hihaino izy na tsy hihaino (fa taranaka maditra izy), dia ho fantany fa efa nisy mpaminany teo aminy.