Ezekiel 2:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ianao, ry zanak’olona, aza matahotra azy, ary aza matahotra ny teniny, na dia voakasiky ny songosongo sy ny tsilo aza ianao, ary na dia eo amin’ny maingoka aza no ipetrahanao; eny, aza matahotra ny fiteniny, ary aza mivadi-po noho ny tarehiny, fa taranaka maditra izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary ianao, aza matahotra azy, ry zanak’olona, na matahotra izay teniny; fa miaraka amin’ny hery aman-tsilo ianao, sy miara-mitoetra amin’ny maingoka. Aza matahotra izay teniny na mivadi-po noho ny tarehiny, fa taranaka mpiodina izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Ary ianao, ry ilay taranak’olombelona, aza matahotra ny tenany na ny teniny. Hanohitra anao ireo, ka ho toy ny eo anivon’ny tsilo sy ny maingoka ianao; kanefa aza matahotra noho ny tenin’io vahoaka maditra io na mivadi-po noho ny fihetsiny.
Malagasy Bible 1865
Ary ianao, ry zanak'olona, aza matahotra azy, ary aza matahotra ny teniny, na dia voakasiky ny amiana sy ny tsilo aza ianao, ary na dia eo amin'ny maingoka aza no ipetrahanao; eny, aza matahotra ny fiteniny, ary aza mivadi-po noho ny tarehiny, fa taranaka maditra izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ianao, ry zanak’olona, aza matahotra azy, ary aza matahotra ny teniny, na dia voakasiky ny songosongo sy ny tsilo aza ianao, ary na dia eo amin’ny maingoka aza no ipetrahanao; eny, aza matahotra ny fiteniny, ary aza mivadi-po noho ny tarehiny, fa taranaka maditra izy.
malagasy
Ary ianao, ry zanak'olona, aza matahotra azy, ary aza matahotra ny teniny, na dia voakasiky ny amiana sy ny tsilo aza ianao, ary na dia eo amin'ny maingoka aza no ipetrahanao; eny, aza matahotra ny fiteniny, ary aza mivadi-po noho ny tarehiny, fa taranaka maditra izy. [Na: maditra]