Ezekiel 2:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary holazainao aminy ihany ny teniko, na hihaino izy na tsy hihaino, fa tena maditra izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Lazao aminy ihany ny teniko, na hihaino izy na tsy hihaino; fa mpiodina izy ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa avereno aminy ihany izay hambarako anao na hihaino izy na tsy hihaino noho ny di-dohany.
Malagasy Bible 1865
Ary holazainao aminy ihany ny amiko, na hihaino izy na tsy hihaino, fa tena naditra izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary holazainao aminy ihany ny teniko, na hihaino izy na tsy hihaino, fa tena maditra izy.
malagasy
Ary holazainao aminy ihany ny amiko, na hihaino izy na tsy hihaino, fa tena naditra izy.