Ezekiel 2:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa ianao kosa, ry zanak’olona, mihainoa izay lazaiko aminao: Aza maditra tahaka izany taranaka maditra izany ianao! Sokafy ny vavanao ka hano izay afahako anao!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary ianao, ry zanak’olona, henoy izao lazaiko aminao izao: Aza miodina tahaka izany taranaka miodina izany. Sokafy ny vavanao, ka hano izay omeko anao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Ary ianao, ry ilay taranak’olombelona, aza miseho ho maditra tahaka ireo, fa henoy izay lazaiko aminao. Sokafy ny vavanao ka hano izay homeko anao.»
Malagasy Bible 1865
Fa ianao kosa, ry zanak'olona, mihainoa izay lazaiko aminao; aza maditra tahaka izany taranaka maditra izany ianao; akafy ny vavanao, ka hano izay afahako anao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa ianao kosa, ry zanak’olona, mihainoa izay lazaiko aminao: Aza maditra tahaka izany taranaka maditra izany ianao! Sokafy ny vavanao ka hano izay afahako anao!
malagasy
Fa ianao kosa, ry zanak'olona, mihainoa izay lazaiko aminao; aza maditra tahaka izany taranaka maditra izany ianao; akafy ny vavanao, ka hano izay afahako anao.