Ezekiel 2:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hitako fa indro, nisy tanana nitsotra tamiko, ary indro, nisy horonan-taratasy teny aminy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nojereko, ka indro nisy tanana natsotra nankatỳ amiko, ary indro fa nitana horonan-taratasy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia indro hitako nisy tanana iray nitsotra nanatona ahy sady nitana boky iray miendrika horonan-taratasy.
Malagasy Bible 1865
Ary hitako fa, indro, nisy tanana nahinjitra tamiko, ary, indro, nisy horonan-taratasy ny aminy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hitako fa indro, nisy tanana nitsotra tamiko, ary indro, nisy horonan-taratasy teny aminy.
malagasy
Ary hitako fa, indro, nisy tanana nahinjitra tamiko, ary, indro, nisy horonan-taratasy ny aminy.Dia novelariny teo anatrehako izany, ary nisy soratra teo anatiny sy teo ivoany; ary fitomaniana sy fidradradradrana loza no voasoratra teo.