Ezekiel 20:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa nentiko nivoaka avy tany amin’ny tany Ejipta izy ka nentiko ho any an-tany efitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nentiko nivoaka ny tany Ejipta izy, ary notaritiko ho any an’efitra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Eny, nentiko niala tany Ejipta izy ary notarihiko hankany an-taniefitra.
Malagasy Bible 1865
Koa dia nentiko nivoaka avy tany amin'ny tany Egypta izy ka nentiko ho any an-efitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa nentiko nivoaka avy tany amin’ny tany Ejipta izy ka nentiko ho any an-tany efitra.
malagasy
Koa dia nentiko nivoaka avy tany amin'ny tany Egypta izy ka nentiko ho any an-efitra.