Ezekiel 20:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nomeko azy ny didiko ary nampahafantariko azy ny fitsipiko izay mahavelona ny olona manaraka izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nomeko azy ny didiko, nampahafantariko azy ny fitsipiko, izay ahaveloman’ny olona manaraka azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nomeko azy ny lalànako ary nampahafantariko azy ny fitsipiko, izay mahavelona ny olona manatanteraka ireny.
Malagasy Bible 1865
Dia nomeko azy ny didiko, ary nampahafantariko azy ny fitsipiko, izay mahavelona ny olona manaraka izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nomeko azy ny didiko ary nampahafantariko azy ny fitsipiko izay mahavelona ny olona manaraka izany.
malagasy
Dia nomeko azy ny didiko, ary nampahafantariko azy ny fitsipiko, izay mahavelona ny olona manaraka izany.