Ezekiel 20:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Kanefa noho ny amin’ny anarako no nihetsehako mba tsy handotoana izany eo anatrehan’ny Jentilisa izay nahita ny nitondrako azy nivoaka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nefa nanao ny ataoko Aho noho ny Anarako mba tsy ho voavetaveta izany eo imason’ireo firenena, izay nahita ny nitondrako azy nivoaka ny tany Ejipta.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kanefa notandroviko ny lazako mba tsy hozimbazimbain’ireo firenen-kafa nahita ny namoahako ny Israelita hiala tany Ejipta.
Malagasy Bible 1865
Kanefa niasa noho ny amin'ny anarako Aho, mba tsy handotoana izany eo anatrehan'ny jentilisa izay nahita ay nitondrako azy nivoaka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Kanefa noho ny amin’ny anarako no nihetsehako mba tsy handotoana izany eo anatrehan’ny Jentilisa izay nahita ny nitondrako azy nivoaka.
malagasy
Kanefa niasa noho ny amin'ny anarako Aho, mba tsy handotoana izany eo anatrehan'ny jentilisa izay nahita ay nitondrako azy nivoaka.