Ezekiel 20:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
satria nanamavo ny fitsipiko izy ary tsy nandeha araka ny didiko fa nandoto ny Sabatako; fa ny fony dia nanaraka ny sampiny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
noho izy ireo nanary ny didiko, tsy nanaraka ny lalàko, sy nametaveta ny sabatako; fa nanaraka ny sampin-dozany ny fon’izy ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ny nanaovako izany fianianana izany dia satria nanamavo ny fitsipiko izy sady tsy nanaraka ny lalànako ary nanimbazimba ny andro sabatako, noho izy niraiki-po tamin’ny sampiny.
Malagasy Bible 1865
satria efa nanamavo ny fitsipiko izy ary tsy nandeha araka ny didiko, fa nandoto ny Sabatako; fa ny fony dia nanaraka ny sampiny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
satria nanamavo ny fitsipiko izy ary tsy nandeha araka ny didiko fa nandoto ny Sabatako; fa ny fony dia nanaraka ny sampiny.
malagasy
satria efa nanamavo ny fitsipiko izy ary tsy nandeha araka ny didiko, fa nandoto ny Sabatako; fa ny fony dia nanaraka ny sampiny.