Ezekiel 20:17 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nefa niantra azy ihany ny masoko ka tsy naringako na nolevoniko tany an-tany efitra izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nefa niantra tsy te-handringana azy ny masoko, ka dia tsy nolevoniko tany an’efitra izy ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Saingy niantra fijery azy ihany Aho ka tsy nandringana azy na nandevona azy tany an-taniefitra.»
Malagasy Bible 1865
Nefa niantra azy ihany ny masoko, ka dia tsy naringako na nolevoniko tany an-efitra izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nefa niantra azy ihany ny masoko ka tsy naringako na nolevoniko tany an-tany efitra izy.
malagasy
Nefa niantra azy ihany ny masoko, ka dia tsy naringako na nolevoniko tany an-efitra izy.