Ezekiel 20:18 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa hoy Aho tamin’ny zanany tany an-tany efitra: Aza mandeha araka ny fanaon-drazanareo ianareo, na mitandrina ny fitsipiny, na mandoto tena amin’ny sampiny!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hoy Aho tamin’ny zanak’izy ireo tany an’efitra: Aoka ianareo tsy hanaraka ny fomban-drazanareo, na hitandrina ny fanaony, na handoto tena amin’ny sampin-dozany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Fa hoy Aho tamin’ireo zanany tany an-taniefitra: ‹Aza manaraka ny fanaon-drazanareo ianareo na mitandrina ny fitsipiny na mandoto tena amin’ny fanompoana ny sampiny.
Malagasy Bible 1865
Fa hoy Izaho tamin'ny zanany tany an-efitra: Aza mandeha araka ny fanaon-drazanareo ianareo, na mitandrina ny fitsipiny, na mandoto tena amin'ny sampiny;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa hoy Aho tamin’ny zanany tany an-tany efitra: Aza mandeha araka ny fanaon-drazanareo ianareo, na mitandrina ny fitsipiny, na mandoto tena amin’ny sampiny!
malagasy
Fa hoy Izaho tamin'ny zanany tany an-efitra: Aza mandeha araka ny fanaon-drazanareo ianareo, na mitandrina ny fitsipiny, na mandoto tena amin'ny sampiny;