Ezekiel 20:19 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izaho no TOMPO Andriamanitrareo. Mandehana araka ny didiko, ary mitandrema ny fitsipiko ka araho izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa Izaho no Iaveh Andriamanitrareo: araho ny didiko; tandremo ny fitsipiko, ka tanteraho;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izaho no TOMPO Andriamanitrareo! Koa araho ny lalànako ary tandremo ny fitsipiko.
Malagasy Bible 1865
fa Izaho no Jehovah Andriamanitrareo; koa mandehana araka ny didiko, ary mitandrema ny fitsipiko, ka araho izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izaho no TOMPO Andriamanitrareo. Mandehana araka ny didiko, ary mitandrema ny fitsipiko ka araho izany.
malagasy
fa Izaho no Jehovah Andriamanitrareo; koa mandehana araka ny didiko, ary mitandrema ny fitsipiko, ka araho izany.