Ezekiel 20:22 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nefa nampihemotra ny tanako Aho; koa noho ny amin’ny anarako no nihetsehako mba tsy ho voaloto izany eo anatrehan’ny Jentilisa izay nahita ny nitondrako azy nivoaka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nefa naviliko ny tanako, nanao ny ataoko noho ny Anarako, mba tsy ho voavetaveta izany eo imason’ireo firenena, izay nahita ny nitondrako azy nivoaka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nefa tsy nanao izany Aho ary nitandro ny lazako mba tsy hozimbazimbain’ny firenen-kafa izay nahita ny namoahako ny Israelita niala tany Ejipta.
Malagasy Bible 1865
Nefa nampihemotra ny tanako Aho, ka dia niasa noho ny amin'ny anarako, mba tsy ho voaloto izany eo anatrehan'ny jentilisa izay nahita ny nitondrako azy nivoaka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nefa nampihemotra ny tanako Aho; koa noho ny amin’ny anarako no nihetsehako mba tsy ho voaloto izany eo anatrehan’ny Jentilisa izay nahita ny nitondrako azy nivoaka.
malagasy
Nefa nampihemotra ny tanako Aho, ka dia niasa noho ny amin'ny anarako, mba tsy ho voaloto izany eo anatrehan'ny jentilisa izay nahita ny nitondrako azy nivoaka.