Ezekiel 20:23 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary Izaho koa no nanangan-tanana taminy tany an-tany efitra hampiely azy any amin’ny Jentilisa sy hampihahaka azy any amin’ny tany samihafa,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Efa nanainga ny tanako hamely azy aza Aho tany an’efitra, nianiana tamin’izy ireo fa hampiparitaka azy amin’ny firenena, ary hampiely azy any amin’ny tany samihafa,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary nianiana taminy tany an-taniefitra indray Aho fa hampiely azy any amin’ireo hafa firenena ary hampiparitaka azy any an-tany samy hafa;
Malagasy Bible 1865
Dia nanangan-tanana taminy tany an'efitra, indray Aho, hampiely azy any amin'ny jentilisa sy hampihahaka azy any amin'ny tany samy hafa,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary Izaho koa no nanangan-tanana taminy tany an-tany efitra hampiely azy any amin’ny Jentilisa sy hampihahaka azy any amin’ny tany samihafa,
malagasy
Dia nanangan-tanana taminy tany an'efitra, indray Aho, hampiely azy any amin'ny jentilisa sy hampihahaka azy any amin'ny tany samy hafa,