Ezekiel 20:24 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
satria tsy nanaraka ny fitsipiko izy fa nanamavo ny didiko sy nandoto ny Sabatako, ary ny masony dia nanaraka ny sampin’ny razany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
noho izy ireo tsy nanaraka ny fitsipiko, nanary ny lalàko, nanevateva ny sabatako, nanara-maso ny sampin-dozan’ny razany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ny nanaovako izany fianianana izany dia satria tsy nanatanteraka ny fitsipiko izy fa nanamavo ny lalànako sady nanimbazimba ny andro sabatako, ary voasinton’ny sampin’ireo razany.
Malagasy Bible 1865
satria tsy nanaraka ny fitsipiko izy, fa nanamavo ny didiko sy nandoto ny Sabatako, ary ny masony nanaraka ny sampin'ny razany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
satria tsy nanaraka ny fitsipiko izy fa nanamavo ny didiko sy nandoto ny Sabatako, ary ny masony dia nanaraka ny sampin’ny razany.
malagasy
satria tsy nanaraka ny fitsipiko izy, fa nanamavo ny didiko sy nandoto ny Sabatako, ary ny masony nanaraka ny sampin'ny razany.