Ezekiel 20:25 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary Izaho koa no nanome azy didy tsy tsara sy fitsipika izay tsy mahavelona azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nomeko azy aza izay lalàna tsy tsara, aman-didy tsy mety ahavelomany;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ankoatra izany, dia nomeko lalàna tsy nahasoa azy sy fitsipika tsy nahavelona azy izy.
Malagasy Bible 1865
Ary nomeko didy tsy tsara koa izy sy fitsipika izay tsy mahavelona Azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary Izaho koa no nanome azy didy tsy tsara sy fitsipika izay tsy mahavelona azy.
malagasy
Ary nomeko didy tsy tsara koa izy sy fitsipika izay tsy mahavelona Azy.