Ezekiel 20:27 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa mitenena amin’ny taranak’Israely, ry zanak’olona, ka lazao aminy hoe: Izao no lazain’NY TOMPO Andriamanitra: Tamin’izao no mbola nanamavoan’ny razanareo Ahy tamin’ny nivadihany tamiko:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa mitenena amin’ny taranak’i Israely, ry zanak’olona, lazao aminy hoe: Izao no lazain’ny Tompo Iaveh: Tamin’izao koa no nanamavoan’ny razanareo Ahy, fa nivadihany tamiko.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Noho izany, ry ilay taranak’olombelona, ambarao amin’ny Israelita fa Izao no lazain’ny Tompo ANDRIANANAHARY: ‹Ny razanareo dia nanamavo Ahy hatrany hatrany tamin’ny fivadihany tamiko.
Malagasy Bible 1865
Koa mitenena amin'ny taranak'Isiraely, ry zanak'olona, ka ataovy aminy hoe: Izao no lazain'i Jehovah Tompo: Tamin'izao no mbola nanamavoan'ny razanareo Ahy tamin'ny nivadihany tamiko:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa mitenena amin’ny taranak’Israely, ry zanak’olona*, ka lazao aminy hoe: Izao no lazain’NY TOMPO Andriamanitra: Tamin’izao no mbola nanamavoan’ny razanareo Ahy tamin’ny nivadihany tamiko:
malagasy
Koa mitenena amin'ny taranak'Isiraely, ry zanak'olona, ka ataovy aminy hoe: Izao no lazain'i Jehovah Tompo: Tamin'izao no mbola nanamavoan'ny razanareo Ahy tamin'ny nivadihany tamiko: