Ezekiel 20:29 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy Aho taminy: Ahoana moa ny amin’ny toerana fanaovana sorona alehanareo? Koa toerana fanaovana sorona no natao anarany mandraka androany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka hoy Aho tamin’izy ireo: Inona ange ny fitoerana avo alehanareo? Dia natao hoe fitoerana avo mandrak’androany no anarany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nanontany azy Aho hoe: Inona ireo toeram-panasinana izay alehanareo ireo? Koa nanomboka teo no niantsoana ireny toerana ireny hoe toeram-panasinana.›
Malagasy Bible 1865
Ka dia hoy Izaho taminy: Ahoana moa ny amin'ny fitoerana avo alehanareo? Ka dia fitoerana avo no natao anarany mandraka androany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy Aho taminy: Ahoana moa ny amin’ny toerana fanaovana sorona alehanareo? Koa toerana fanaovana sorona no natao anarany mandraka androany.
malagasy
Ka dia hoy Izaho taminy: Ahoana moa ny amin'ny fitoerana avo alehanareo? Ka dia fitoerana avo no natao anarany mandraka androany.