Ezekiel 20:33 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha velona koa Aho, hoy NY TOMPO Andriamanitra, dia tanana mahery sy sandry atsotra ary fahatezerana miraraka no hanjakako aminareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Velona Aho, - teny marin’ny Tompo Iaveh: - tanana mahery aman-tsandry ahinjitra ary hatezerana amparina, no hanjakako aminareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Velona Izaho Tompo ANDRIANANAHARY ka manao teny hentitra sy mianiana fa hampihatra hery mafonja sy fahefana tsy hay tohaina Aho ary hampitosaka ny hatezerako mba hanjakako aminareo.
Malagasy Bible 1865
Raha velona koa Aho, hoy Jehovah Tompo, dia tanana mahery sy sandry ahinjitra ary fahatezerana aidina no hanjakako aminareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha velona koa Aho, hoy NY TOMPO Andriamanitra, dia tanana mahery sy sandry atsotra ary fahatezerana miraraka no hanjakako aminareo.
malagasy
Raha velona koa Aho, hoy Jehovah Tompo, dia tanana mahery sy sandry ahinjitra ary fahatezerana aidina no hanjakako aminareo.