Ezekiel 20:34 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary amin’ny tanana mahery sy ny sandry atsotra ary amin’ny fahatezerana miraraka no hitondrako anareo mivoaka avy any amin’ny firenena sy hamoriako anareo avy any amin’ny tany izay nampielezana anareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hoentiko mivoaka avy ao amin’ireo firenena ianareo; dia hovoriko avy any amin’ny tany nampielezana anareo, amin’ny tanana mahery aman-tsandry ahinjitra, ary hatezerana amparina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hery mafonja sy fahefana tsy hay tohaina ary fahatezerana mitosaka no hamoahako anareo avy any amin’ny firenena sy hamoriako anareo avy any amin’ny tany izay nampielezana anareo.
Malagasy Bible 1865
Ary amin'ny tanana mahery sy ny sandry ahinjitra ary amin'ny fahatezerana aidina no hitondrako anareo mivoaka avy any amin'ny firenena sy hamoriako anareo avy any amin'ny tany izay nampielezana anareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary amin’ny tanana mahery sy ny sandry atsotra ary amin’ny fahatezerana miraraka no hitondrako anareo mivoaka avy any amin’ny firenena sy hamoriako anareo avy any amin’ny tany izay nampielezana anareo.
malagasy