Ezekiel 20:35 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoentiko ho any an-tany efitry ny firenena ianareo ka any no hifandaharako mifanatrika aminareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hoentiko ho any an’efitry ny firenena ianareo, dia any no hifandaharako aminareo mifanatrika.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hoentiko any an-taniefitra hihataka amin’ny firenen-kafa ianareo, ka any no hitsarako anareo mifanatrika amiko.
Malagasy Bible 1865
Dia ho entiko ho any an-efitry ny firenena ianareo, ary any no hifandaharako mifanatrika aminareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoentiko ho any an-tany efitry ny firenena ianareo ka any no hifandaharako mifanatrika aminareo.
malagasy
Dia ho entiko ho any an-efitry ny firenena ianareo, ary any no hifandaharako mifanatrika aminareo.