Ezekiel 20:36 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tahaka ny nifandaharako tamin’ny razanareo tany an-tany efitry ny tany Ejipta, dia toy izany koa no hifandaharako aminareo, hoy NY TOMPO Andriamanitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tahaka ny nifandaharako tamin’ny razanareo tany an’efitry ny tany Ejipta, no hifandaharako aminareo, - teny marin’ny Tompo Iaveh. -
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tahaka ny nanamelohako ny razanareo tany an-taniefitra akaikin’i Ejipta no hanamelohako anareo koa. Teny hentitra avy amiko Tompo ANDRIANANAHARY izany.
Malagasy Bible 1865
Tahaka ny nifandaharako tamin'ny razanareo tany an-efitry ny tany Egypta, dia toy izany koa no hifandaharako aminareo, hoy Jehovah Tompo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tahaka ny nifandaharako tamin’ny razanareo tany an-tany efitry ny tany Ejipta, dia toy izany koa no hifandaharako aminareo, hoy NY TOMPO Andriamanitra.
malagasy
Tahaka ny nifandaharako tamin'ny razanareo tany an-efitry ny tany Egypta, dia toy izany koa no hifandaharako aminareo, hoy Jehovah Tompo.