Ezekiel 20:37 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hampandaloviko eo ambanin’ny tehina ianareo ka hoentiko amin’ny fatoran’ny fanekena.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hampandehaniko eo ambany tehi-mpiandry ondry ianareo; ary hampanekeko ny fitsipiky ny fanekena ianareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hampandaloviko eo ambany tehina maha- mpiandry ahy ianareo ka hampidiriko ho anisan’ny ondry.
Malagasy Bible 1865
Ary hampandaloviko eo ambanin'ny tehina ianareo ka hampidiriko hofehezin'ny fanekena.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hampandaloviko eo ambanin’ny tehina ianareo ka hoentiko amin’ny fatoran’ny fanekena.
malagasy
Ary hampandaloviko eo ambanin'ny tehina ianareo ka hampidiriko hofehezin'ny fanekena.