Ezekiel 20:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy hotsarainao va izy, ry zanak’olona, tsy hotsarainao va izy? Ampahafantaro azy ny fahavetavetan’ny razany!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hotsarainao va ireo, hotsarainao va ireo, ry zanak’olona? Ampahalalao azy ireo, ny fahavetavetan’ny razany;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Ary ianao, ry ilay taranak’olombelona, miomàna hitsara azy, eny, tsarao mihitsy izy. Ampahafantaro azy ny asa maharikoriko nataon’ny razany.
Malagasy Bible 1865
Tsy hotsarainao va izy, ry zanak'olona, tsy hotsarainao va izy? Ampahalalao ny fahavetavetan'ny razany izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy hotsarainao va izy, ry zanak’olona, tsy hotsarainao va izy? Ampahafantaro azy ny fahavetavetan’ny razany!
malagasy
Tsy hotsarainao va izy, ry zanak'olona, tsy hotsarainao va izy? Ampahalalao ny fahavetavetan'ny razany izy.