Ezekiel 21:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia ho fantatry ny nofo rehetra fa Izaho TOMPO no nanatsoaka ny sabatro tamin’ny tranony. Tsy hiverina ao intsony izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia ho fantatry ny nofo rehetra fa Izaho Iaveh no nanatsoaka ny sabatro tamin’ny tranony; ka tsy hiditra ao intsony izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoeken’ny olona rehetra amin’izay fa Izaho TOMPO no efa nanatsoaka ny sabatro tamin’ny fitoerany ka tsy hampiditra azy ao intsony.»
Malagasy Bible 1865
Ka dia ho fantatry ny nofo rehetra fa Izaho Jehovah no nanatsoaka ny sabatro tamin'ny tranony; Tsy hiditra intsony izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia ho fantatry ny nofo rehetra fa Izaho TOMPO no nanatsoaka ny sabatro tamin’ny tranony. Tsy hiverina ao intsony izany.
malagasy
Ka dia ho fantatry ny nofo rehetra fa Izaho Jehovah no nanatsoaka ny sabatro tamin'ny tranony; Tsy hiditra intsony izy.