Ezekiel 21:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ianao, ry zanak’olona, midridridridria fa tapaka andilana, eny, midridridridria amin’ny fangidiana eo imasony!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary ianao, ry zanak’olona, midridridridria; mandra-pahatapa-balahana anao amim-pangidiana, midridridridria eo imasony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary ianao, ry ilay taranak’olombelona, mitolokoa noho ny havesatry ny fahadisoam-panantenana; eny, mitolokoa eo imason’izy rehetra.
Malagasy Bible 1865
Ary ianao, ry zanak'olona, midridridridria toy ny tapa-balahana, eny, midridridridria amin'ny fangidiana eo imasony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ianao, ry zanak’olona, midridridridria fa tapaka andilana, eny, midridridridria amin’ny fangidiana eo imasony!
malagasy
Ary ianao, ry zanak'olona, midridridridria toy ny tapa-balahana, eny, midridridridria amin'ny fangidiana eo imasony.