Ezekiel 21:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ry zanak’olona, maminania! Lazao hoe: Izao no lazain’NY TOMPO: Sabatra! Sabatra re! Voaranitra sady mangirana koa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ry zanak’olona, maminania ka ataovy hoe; Izao no lazain’i Iaveh: lazao hoe: Ny sabatra, ny sabatra efa voaranitra sady voafotsy:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Ry ilay taranak’olombelona, ijoroy ny maha- mpaminany anao ka ambarao amin’ny olona fa izao no lazain’ny TOMPO: ‹Indro misy sabatra, dia sabatra voaranitra sady mangirana!
Malagasy Bible 1865
Ry zanak'olona, maminania, ka ataovy hoe: Izao no lazain'i Jehovah: Injao! sabatra! sabatra re! Voaranitra sady voafotsy koa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ry zanak’olona*, maminania! Lazao hoe: Izao no lazain’NY TOMPO: Sabatra! Sabatra re! Voaranitra sady mangirana koa.
malagasy
Ry zanak'olona, maminania, ka ataovy hoe: Izao no lazain'i Jehovah: Injao! sabatra! sabatra re! Voaranitra sady voafotsy koa.