Ezekiel 21:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Voaranitra mba hahafaty be izany, mangirana ka hanelatselatra izany. Sa isika hifaly hoe: Ny tsorakazon’ny zanako no mamingavinga ny hazo rehetra?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
voaranitra izy, handringanana; voafotsy izy, mba handefa tselatra manjopelaka. Sa hifaly va isika, hanao hoe: Vingavingain’ny tehim-panjakan’ny zanako, ny hazo rehetra?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Noranitina handringanana olona izy natao mangirana hanjelanjelatra.
Malagasy Bible 1865
Voaranitra hahafaty be izy; Voafotsy hanelatselatra izy (Sa isika hifaly hoe: Ny tsorakazon'ny zanako mamingavinga ny hazo rehetra?)
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Voaranitra mba hahafaty be izany, mangirana ka hanelatselatra izany. Sa isika hifaly hoe: Ny tsorakazon’ny zanako no mamingavinga ny hazo rehetra?
malagasy
Voaranitra hahafaty be izy; Voafotsy hanelatselatra izy (Sa isika hifaly hoe: Ny tsorakazon'ny zanako mamingavinga ny hazo rehetra?)