Ezekiel 21:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Natao mangirana izany mba horaisin-tanana; voaranitra io sabatra io sady mangirana mba hatolotra eo an-tanan’ny mpamono.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nomena hofotsiana izy, mba horaisin-tanana; sabatra voaranitra izany, sabatra voafotsy izany, mba hatolotra eo an-tanan’ny mpanompo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nomeko hatao mangirana izy mba ho azo arangaranga; noranitina sy natao mangirana izy mba hatolotra ny mpandringana.
Malagasy Bible 1865
Ary nomena hofotsiana izy Mba horaisin-tanana; Voaranitra io sabatra io sady voafotsy, Mba hatolotra eo an-tanan'ny mpamono.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Natao mangirana izany mba horaisin-tanana; voaranitra io sabatra io sady mangirana mba hatolotra eo an-tanan’ny mpamono.
malagasy
Ary nomena hofotsiana izy Mba horaisin-tanana; Voaranitra io sabatra io sady voafotsy, Mba hatolotra eo an-tanan'ny mpamono.