Ezekiel 21:19 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ianao, ry zanak’olona, maminania ka mitehafa tanana! Aoka hihaloza roa heny, na telo heny aza, ny sabatra! Dia ny sabatra izay efa nahatrabaka olona; eny, ny sabatra izay efa nahatrabaka ny lehibe no manemitra azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary maminania ianao, ry zanak’olona, ka mitehafa tanana: Aoka ho avo roa heny, telo heny aza, ny famelezan’ny sabatra! Dia ny sabatra famonoana, ny sabatra famonoam-be no manodidina azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ankehitriny, ijoroy ny maha-mpaminany anao, ry ilay taranak’olombelona, ka mitehafa tanana ho fanaingana: Ho indroa na intelo heny anie no hahaloza ny velin-tsabatra, dia ilay sabatry ny fandringanana goavana izay manemitra hatraiza hatraiza.
Malagasy Bible 1865
Ary ianao, ry zanak'olona, dia maminania, ka mitehafa tanana, ary aoka hihaloza roa heny, na telo heny aza, ny sabatra, dia ny sabatra izay efa nahatrabaka olona; Eny, ny sabatra izay efa nahatrabaka ny andriana no manemitra azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ianao, ry zanak’olona, maminania ka mitehafa tanana! Aoka hihaloza roa heny, na telo heny aza, ny sabatra! Dia ny sabatra izay efa nahatrabaka olona; eny, ny sabatra izay efa nahatrabaka ny lehibe no manemitra azy.
malagasy
Ary ianao, ry zanak'olona, dia maminania, ka mitehafa tanana, ary aoka hihaloza roa heny, na telo heny aza, ny sabatra, dia ny sabatra izay efa nahatrabaka olona; Eny, ny sabatra izay efa nahatrabaka ny andriana no manemitra azy.[Heb. lehibe]