Ezekiel 21:25 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Manaova lalana hiavian’ny sabatra ho any Raban’ny taranak’i Amona sy ho an’i Joda ao Jerosalema, tanàna mimanda.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Manorita lalana halehan’ny sabatra ho any Rabata, renivohitry ny taranak’i Amôna, na ho any amin’i Jodà, hamely an’i Jerosalema, tanàna mimanda.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny iray amin’ireo lalana ireo dia hitondra ny tafika babilônianina ho any Rabà, tanànan’ny Hamônita; fa ny iray kosa ho any Jerosalema, tanànamimanda any Joda.
Malagasy Bible 1865
Manaova lalana hihavian'ny sabatra ho any Raban'ny taranak'i Amona sy ho any ny Joda ao Jerosalema mimanda.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Manaova lalana hiavian’ny sabatra ho any Raban’ny taranak’i Amona sy ho an’i Joda ao Jerosalema, tanàna mimanda.
malagasy
Manaova lalana hihavian'ny sabatra ho any Raban'ny taranak'i Amona sy ho any ny Joda ao Jerosalema mimanda.