Ezekiel 21:28 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Heverin’ny olona fa sikidy lainga ihany izany satria ireo dia efa nanao fianianana mafy, nefa NY TOMPO no mampahatsiaro ny helony mba hisamborana azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Faminaniana lainga ihany izany, eo imason’izy ireo; manana ny faminaniana masina indrindra hiaro azy izy ireo; nefa hampahatsiaroviny azy ny helony taloha, rehefa voasambotra izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hihevitra ny olona ao Jerosalema fa tsy misy dikany ny sikidy satria voaaron’ny fianianana natao izy. Nefa ny mpanjakan’i Babilôna dia hampahatsiaro azy ny fivadihany ka mampandre fa hoentina ho babo ireo.
Malagasy Bible 1865
Nefa tahaka ny sikidy lainga izany eo imason'ireny izay efa nianiana mafy, nefa Jehovah no mampahatsiaro ny helony mba hisamborana azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Heverin’ny olona fa sikidy lainga ihany izany satria ireo dia efa nanao fianianana mafy, nefa NY TOMPO no mampahatsiaro ny helony mba hisamborana azy.
malagasy
Nefa tahaka ny sikidy lainga izany eo imason'ireny izay efa nianiana mafy, nefa Jehovah no mampahatsiaro ny helony mba hisamborana azy.[Na: izay efa nianianana mafy][Heb. Izy]