Ezekiel 21:30 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ianao, ry ilay ratsy fanahy, lozan-tany, dia ilay mpanjakan’ny Israely, izay tapitra andro amin’ny fotoanan’ny heloka tena mahafaty,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary ianao, ry ilay afa-pahamasinana, mpanjaka ratsy fanahin’i Israely, efa tonga ny andronao, amin’izao ipahan’ny fotoanan’ny faharatsiana;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Ary ianao, ry printsy filohan’i Israely sady olon-dratsy mpamadika, tonga ny andro hifaranan’ny fanaovanao heloka.
Malagasy Bible 1865
Ary ianao, ry ilay ratsy fanahy voatrabaka, dia ilay mpanjakan'ny Isiraely, izay tapitra andro amin'ny fotoan'ny heloka mahafaty,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ianao, ry ilay ratsy fanahy, lozan-tany, dia ilay mpanjakan’ny Israely, izay tapitra andro amin’ny fotoanan’ny heloka tena mahafaty,
malagasy
Ary ianao, ry ilay ratsy fanahy voatrabaka, dia ilay mpanjakan'ny Isiraely, izay tapitra andro amin'ny fotoan'ny heloka mahafaty,