Ezekiel 21:35 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Avereno ao amin’ny tranony ny sabatrao. Any amin’ny tany namoronana anao, dia any amin’ny tany niavianao no hitsarako anao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ampidiro amin’ny tranony ny sabatrao; fa eo amin’ny toerana nahariana anao, eo amin’ny tany nahaterahanao, no hitsarako anao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ankehitriny ampidiro amin’ny fitoerany ny sabatrareo; fa eo amin’ny toerana izay namoronako anareo sy nahaterahanareo no hanafaizako anareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Avereno ao amin’ny tranony ny sabatrao. Any amin’ny tany namoronana anao, dia any amin’ny tany niavianao no hitsarako anao.
malagasy
Ampidiro amin'ny tranony izy. Any amin'ny tany namoronana anao, dia any amin'ny tany nahaterahanao, no hitsarako anao.