Ezekiel 21:37 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia hataina amin’ny afo ianao; hijanona eny amin’ny tany ny ranao; tsy hotsaroana ianao; fa Izaho TOMPO no niteny izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hohanin’ny afo ianao, ny ranao dia ho eo afovoan’ny tany, ary ianao tsy hotsarovan’ny olona; fa Izaho Iaveh no niteny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ho levon’ny afo toy ny kitay ianareo, handriaka amin’ny tany ny ranareo, ary dia tsy hisy hahatsiaro anareo intsony. Izaho TOMPO no manambara izany ›. »
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia hataina amin’ny afo ianao; hijanona eny amin’ny tany ny ranao; tsy hotsaroana ianao; fa Izaho TOMPO no niteny izany.
malagasy
Dia ho kitain'ny afo ianao; Ho eny amin'ny tany ny rànao; Tsy hotsaroana ianao; Fa Izaho Jehovah no niteny izany.