Ezekiel 21:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ho hitan’ny nofo rehetra fa Izaho TOMPO no nampirehitra io ka tsy ho faty io.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia ho fantatry ny nofo rehetra fa Izaho Iaveh no nandrehitra izany, ka tsy ho faty izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia ho hitan’ny olona rehetra fa Izaho TOMPO no nandrehitra io afo io ka tsy misy afaka hamono azy.»
Malagasy Bible 1865
Ka dia ho hitan'ny nofo rehetra fa Izaho Jehovah no nampirehitra io, ka tsy hovonoina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ho hitan’ny nofo rehetra fa Izaho TOMPO no nampirehitra io ka tsy ho faty io.
malagasy
Ka dia ho hitan'ny nofo rehetra fa Izaho Jehovah no nampirehitra io, ka tsy hovonoina.