Ezekiel 21:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy aho: Indrisy, RY TOMPO Andriamanitra ô! Hoy ny fitenin’ny olona ahy: Tsy oha-teny ihany va no lazain’io?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy Aho: Indrisy, ry Tompo Iaveh ô, hoy ny filazan’izy ireo ahy: Tsy manao fanoharana va Izy?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa namaly Azy aho hoe: –Indrisy, ry Tompo ANDRIANANAHARY ô, efa mimenomenona amiko ny olona ka manao hoe: «Tsy miteny afa-tsy ankamantatra izy!»
Malagasy Bible 1865
Dia hoy izaho: Indrisy, Jehovah Tompo ô! Hoy ny fitenin'ny olona ahy: Tsy fanoharana va no ataony?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy aho: Indrisy, RY TOMPO Andriamanitra ô! Hoy ny fitenin’ny olona ahy: Tsy oha-teny ihany va no lazain’io?
malagasy
Dia hoy izaho: Indrisy, Jehovah Tompo ô! Hoy ny fitenin'ny olona ahy: Tsy fanoharana va no ataony?