Ezekiel 21:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ry zanak’olona, manandrifia an’i Jerosalema ary mitenena manandrify ny fitoerana masina! Maminania ny amin’ny hamelezana ny tanin’ny Israely!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ry zanak’olona, atodiho mankany Jerosalema ny tananao; ary ataovy mijojo mankamin’ny fitoerana masina ny teninao; ary manaova faminaniana manohitra ny tanin’i Israely;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
–Ry ilay taranak’olombelona, atodiho mankany Jerosalema ny fijerinao, ka mitenena miantefa amin’ny Toeramasiny, ary ijoroy ny maha-mpaminany anao mba hamelezana ny tanin’i Israely.
Malagasy Bible 1865
Ry zanak'olona, manandrifia an'i Jerosalema, ary mitenena manandrify ny fitoerana masina, ka maminania ny amin'ny hamelezana ny tanin'ny Isiraely.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ry zanak’olona, manandrifia an’i Jerosalema ary mitenena manandrify ny fitoerana masina! Maminania ny amin’ny hamelezana ny tanin’ny Israely!
malagasy
Ry zanak'olona, manandrifia an'i Jerosalema, ary mitenena manandrify ny fitoerana masina, ka maminania ny amin'ny hamelezana ny tanin'ny Isiraely.