Ezekiel 21:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Lazao amin’ny tanin’ny Israely hoe: Izao no lazain’NY TOMPO: Indro, Izaho no mamely anao, ary hotsoahako amin’ny tranony ny sabatro ka haringako ny marina sy ny meloka eo aminao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
lazao amin’ny tanin’i Israely hoe: Izao no lazain’i Iaveh: Indro Aho tonga ho atỳ aminao; hotsoahiko amin’ny tranony ny sabatro, ka haringako ny marina sy ny meloka eo aminao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ambarao amin’ny tanin’i Israely fa izao no lazain’ny TOMPO: «Hirotsaka an-tsehatra hamely anao Aho, ary hanatsoaka ny sabatro amin’ny fitoerany ka haringako na ny olo-marina na ny olon-dratsy eo aminao.
Malagasy Bible 1865
Ary ataovy amin'ny tanin'ny Isiraely hoe: Izao no lazain'i Jehovah: Indro, Izaho no mamely anao, ary hotsoahako amin'ny tranony ny sabatro, ka haringako ny marina sy ny meloka eo aminao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Lazao amin’ny tanin’ny Israely hoe: Izao no lazain’NY TOMPO: Indro, Izaho no mamely anao, ary hotsoahako amin’ny tranony ny sabatro ka haringako ny marina sy ny meloka eo aminao.
malagasy
Ary ataovy amin'ny tanin'ny Isiraely hoe: Izao no lazain'i Jehovah: Indro, Izaho no mamely anao, ary hotsoahako amin'ny tranony ny sabatro, ka haringako ny marina sy ny meloka eo aminao.