Ezekiel 22:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ao aminao no misy mandry amin’ny rainy; ao aminao no misy misavika izay mararin’ny fadimbolana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ao aminao, misy manokatra ny fitanjahan-drainy; ao aminao misy manao an-keriny amin’ny mararin’ny fadim-bolana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
misy mandry amin’ny vadin-drainy, misy manolana vehivavy voan’ny fadimbolana,
Malagasy Bible 1865
Ao aminao misy mandry amin-drainy; ao aminao misy misavika izay mararin'ny fadim-bolana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ao aminao no misy mandry amin’ny rainy; ao aminao no misy misavika izay mararin’ny fadimbolana.
malagasy
Ao aminao misy mandry amin-drainy; ao aminao misy misavika izay mararin'ny fadim-bolana.