Ezekiel 22:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Misy manao fahavetavetana amin’ny vadin’ny namany; misy manao fahavetavetana mandoto ny vinantovaviny; ary misy misavika ny anabaviny, zanakavavin’ny rainy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny iray, manao fahavetavetana amin’ny vadin’ny namany; ny iray hafa, mifotitra mandoto ny vinantovaviny ao aminao; ary misy koa mametaveta ny anabaviny zanaka vavin-drainy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
misy manao zava-maharikoriko amin’ny vadin’ny namany, misy nanery ny vinantovaviny hijangajanga ary misy manolana ny anabaviny, dia ny zanakavavin-drainy.
Malagasy Bible 1865
Misy manao fahavetavetana amin'ny vadin'ny namany; misy manao fahavetavetana mandoto ny vinantovaviny; ary misy misavika ny anabaviny zanakavavin-drainy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Misy manao fahavetavetana amin’ny vadin’ny namany; misy manao fahavetavetana mandoto ny vinantovaviny; ary misy misavika ny anabaviny, zanakavavin’ny rainy.
malagasy
Misy manao fahavetavetana amin'ny vadin'ny namany; misy manao fahavetavetana mandoto ny vinantovaviny; ary misy misavika ny anabaviny zanakavavin-drainy.