Ezekiel 22:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ao aminao no misy mandray kolikoly handatsa-dra. Maka zana-bola sy tombony ianao sady manao an-keriny mandroba ny an’ny namanao ka manadino Ahy, hoy NY TOMPO Andriamanitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ao aminao, misy mandray kolikoly handatsa-dra; manao zana-bola be loatra ianao, sady maka zana-bola, sy miharaka ny haren’ny namanao; ary Izaho hadinonao, - teny marin’ny Tompo Iaveh. -
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ao aminao misy manaiky hotambazam-bola mba hamono olona, misy mampindram-bola hakana zanany tafahoatra sy mangoron-karena tamin’ny fandrobana ny namany, ka manadino Ahy mihitsy. Teny hentitra avy amiko Tompo ANDRIANANAHARY izany.
Malagasy Bible 1865
Ao aminao misy mandray kolikoly handatsa-drà; maka zana-bola sy tombony ianao sady manao an-keriny mandroba ny an'ny namanao ka manadino Ahy, hoy Jehovah Tompo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ao aminao no misy mandray kolikoly handatsa-dra. Maka zana-bola sy tombony ianao sady manao an-keriny mandroba ny an’ny namanao ka manadino Ahy, hoy NY TOMPO Andriamanitra.
malagasy
Ao aminao misy mandray kolikoly handatsa-drà; maka zana-bola sy tombony ianao sady manao an-keriny mandroba ny an'ny namanao ka manadino Ahy, hoy Jehovah Tompo.