Ezekiel 22:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa indro, manjera tanana Aho noho ny harena azonao tamin’ny tsy marina sy ny fandatsahan-dra tao aminao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Indro Aho miteha-tanana, noho ny tombony azonao tsy an-drariny, sy noho ny ra izay eo aminao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Koa indro Aho hamely mafy anareo, ry mponin’i Jerosalema, noho ireo harena nangoninareo tsy an-drariny sy ireo vonoan’olona nataonareo.
Malagasy Bible 1865
Koa, indro, manjera tanana Aho noho ny harena azonao tamin'ny tsy marina sy ny latsa-drà tao aminao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa indro, manjera tanana Aho noho ny harena azonao tamin’ny tsy marina sy ny fandatsahan-dra tao aminao.
malagasy
Koa, indro, manjera tanana Aho noho ny harena azonao tamin'ny tsy marina sy ny latsa-drà tao aminao.