Ezekiel 22:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Haeliko any amin’ny Jentilisa sy hahahako any amin’ny tany samihafa ianao, ary holevoniko ho afaka aminao mihitsy ny fahalotoanao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Haeliko any amin’ny firenena ianao, sy hahahako any amin’ny tany samihafa, ary hesoriko ho afaka aminao ny lotonao rehetra;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Haeliko sy haparitako any amin’ireo firenena any an-tany samy hafa ianareo ka hatako mifarana hatreo ny asa maloto fanaonareo.
Malagasy Bible 1865
Ary haeliko ho any amin'ny jentilisa sy hahahako ho any amin'ny tany samy hafa ianao, ary holevoniko ho afaka aminao mihitsy ny fahalotoanao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Haeliko any amin’ny Jentilisa sy hahahako any amin’ny tany samihafa ianao, ary holevoniko ho afaka aminao mihitsy ny fahalotoanao.
malagasy
Ary haeliko ho any amin'ny jentilisa sy hahahako ho any amin'ny tany samy hafa ianao, ary holevoniko ho afaka aminao mihitsy ny fahalotoanao.