Ezekiel 22:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia ho hitan’ny Jentilisa fa ny nataonao ihany no nahaloto anao ka ho fantatrao fa Izaho no TOMPO.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka eo aminao ianao ho voaloto eo imason’ny firenena, dia ho fantatrao fa Iaveh Aho.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny nataonareo no hanimbazimbana Ahy eo imason’ny firenen-kafa; kanefa amin’izay dia hoekenareo fa Izaho no TOMPO.
Malagasy Bible 1865
Ary dia ho hitan'ny jentilisa fa ny nataonao ihany no nahaloto anao; ka dia ho fantatrao fa Izaho no Jehovah.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia ho hitan’ny Jentilisa fa ny nataonao ihany no nahaloto anao ka ho fantatrao fa Izaho no TOMPO.
malagasy
Ary dia ho hitan'ny jentilisa fa ny nataonao ihany no nahaloto anao; ka dia ho fantatrao fa Izaho no Jehovah.