Ezekiel 22:18 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ry zanak’olona, ny taranak’Israely dia efa tonga tain-drendrika Amiko; izy rehetra dia varahina, firapotsy, vy ary firaka ao anatin’ny memy; eny, efa tonga taim-bolafotsy izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ry zanak’olona, amiko ny taranak’i Israely, dia efa niova ho tain-drendrika; izy rehetra dia varahina, fira-potsy, vy, ary fira-mainty ao anatin’ny memy; zary taim-bolafotsy izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Ry ilay taranak’olombelona, amiko ny Israelita dia toy ny tain-drendrika metaly: Izy rehetra, na volafotsy na varahina na vifotsy na vy na firaka, dia samy tonga tain-drendrika tao anaty lafaoro.
Malagasy Bible 1865
Ry zanak'olona, ny taranak'Isiraely dia efa tonga tain-drendrika amiko; izy rehetra dia varahina sy vifotsy sy vy ary firaka ao anatin'ny memy; eny, efa tonga taim-bolafotsy izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ry zanak’olona, ny taranak’Israely dia efa tonga tain-drendrika Amiko; izy rehetra dia varahina, firapotsy, vy ary firaka ao anatin’ny memy; eny, efa tonga taim-bolafotsy izy.
malagasy
Ry zanak'olona, ny taranak'Isiraely dia efa tonga tain-drendrika amiko; izy rehetra dia varahina sy vifotsy sy vy ary firaka ao anatin'ny memy; eny, efa tonga taim-bolafotsy izy.