Ezekiel 22:19 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa izao no lazain’NY TOMPO Andriamanitra: Satria ianareo rehetra dia tonga tain-drendrika dia indro, hangoniko ao afovoan’i Jerosalema ianareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa izao no lazain’ny Tompo Iaveh: Noho ianareo rehetra tonga taim-bolafotsy, noho izany, dia indro, hangoniko eo afovoan’i Jerosalema, ianareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa Izaho Tompo ANDRIANANAHARY dia milaza hoe: «Efa tonga tain-drendrika ianareo rehetra ka hatobiko eo afovoan’i Jerosalema.
Malagasy Bible 1865
Koa izao no lazain'i Jehovah Tompo: Noho ny nahatongavanareo rehetra ho tain-drendrika, dia, indro, hangoniko ho ao Jerosalema ianareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa izao no lazain’NY TOMPO Andriamanitra: Satria ianareo rehetra dia tonga tain-drendrika dia indro, hangoniko ao afovoan’i Jerosalema ianareo.
malagasy
Koa izao no lazain'i Jehovah Tompo: Noho ny nahatongavanareo rehetra ho tain-drendrika, dia, indro, hangoniko ho ao Jerosalema ianareo.