Ezekiel 22:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ry zanak’olona, moa tsy hitsara va ianao? Tsy hitsara ny tanana mpandatsa-dra va ianao? Ampahafantaro azy ary ny fahavetavetany rehetra!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary ianao, ry zanak’olona, moa hitsara va ianao; moa hitsara ny tanàna mpandatsa-dra va ianao? Ampahafantaro azy avokoa ny fahavetavetany;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Ianao, ry ilay taranak’olombelona, miomàna sy mivonòna hitsara ity tanànan’i Jerosalema lian-dra ity! Ampahafantaro azy ny zavatra rehetra maharikoriko nataony.
Malagasy Bible 1865
Ry zanak'olona, moa tsy hitsara va ianao? Tsy hitsara ny tanana mpandatsa-drà va ianao? Ampahafantaro azy ary ny fahavetavetany rehetra,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ry zanak’olona*, moa tsy hitsara va ianao? Tsy hitsara ny tanana mpandatsa-dra va ianao? Ampahafantaro azy ary ny fahavetavetany rehetra!
malagasy
Ry zanak'olona, moa tsy hitsara va ianao? Tsy hitsara ny tanana mpandatsa-drà va ianao? Ampahafantaro azy ary ny fahavetavetany rehetra,